Dikan'ny teny : diakona

Hampiditra dikany hafa
a. : (fia. prot.) Olona, lehilahy sy vehivavy, manam-PY ny Mpitandrina amin'ny fitondrana sy fikarakarana ny fiangonana ka ireto avy ny lehibebe amin'nY andraikitra sahaninY : mikarakara ny fanaovana ny sakramenta sy ny fanaka momba azY; tompon'andraikitra amin'nY fandaminana sy fanginana ao an-trano fiangonana; mamangy ny marary sy ny mahantra; mikarakara ny ankizy sy ny tanora. Fanamasinana ho dia/na Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066