Dikan'ny teny : deraina

Hampiditra dikany hafa
(dera) mt.ih. (derao) : Ankalazaina, omena voninahitra : Rariny raha derain'ny uahoaka ireo nanao manda tehezana niaro ny tanindrazana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066