Dikan'ny teny : demony
Hampiditra dikany hafa
(fr. démon) a. : Fanahy ratsy, izay atao koa hoe devoly. (Araka ny fampianarana katolika, ny demony dia ireo anjely niodina tamin'Andriamanitra ka mikely aina lalandava hitarika ny olombelona ho amin'ny ratsy mba hamarina azy any amin'ny afobe miaraka aminy). • H.i. : Olona ratsy fanahy mitarika ny sasany ho amin'ny ratsy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha