Dikan'ny teny : danidany
Hampiditra dikany hafa
a. : Diridiryā€˛fahafenoana izay mahatonga ho henjana, enti-milaza indrindra ny kibo feno rivotra na voky ioatra, na ny amponga tsara henjana koa ka midoboka er?. - t.i.f. : Midanidany, fidanidany / idanidaniana, fidanidaniana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha