Dikan'ny teny : bosy
Hampiditra dikany hafa
1.
ft.: Mitovy amin'ny Ambosy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Bosibosy a.: Vazivazy, somonga, vosobosotra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3.
(Tsm.) a. : Akoholahy vositra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha