Dikan'ny teny : borosina

Hampiditra dikany hafa
(borosy) mt.ih. (borosio) : Faohana na alana loto amin'ny borosy : Borosio kely ny kiraroko, ry Koto a ! Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0681