Dikan'ny teny : bontàna

Hampiditra dikany hafa
1. Bontana o.: Taovolo atao mihorongorona hisy bokony eo an-katoka. - t.i.f.: Manabontana, f na abontana, mpanabontana J anabontanana, fanabontanana. a F.-p.: Tsy mahavaly bontana : matetika no mifanabontana ny vehivavy taloha, ka raha nisy olona nanabontana ny volonao, nefa aty aoriana tsy mba mety manabontana ny azy ianao, dia natao hoe Tsy mahavaly bontana ianao, izany hoe tsy mahavaly ny soa nataon'ny olona anao. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. Bontana p. t. : Fizihirana mitokana ; fivontosana izay miavaka. - t.i.f.: Mibontana, fibontana i ibontanana, fibontanana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3. Bontana a. : Karazam-bibikely mivelona eny amin'ny ravim-paraky. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
4. (Ski) a.: Hazandrano kely be kibo, tsy azo hanina atody fa mahafaty. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1041