Dikan'ny teny : bonga

Hampiditra dikany hafa
1. a.: Sombin-tany mivaingana, dongona kely. ΒΆ H. i.: Tendrombohitra na havoana avo sady lehibe: Any ambadiky ny bonga roa ambin'ny foira 6 t.t.f.: Bongaina J mibongabonga. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. a.: Filazana, amin'ny foko sasany, ny vihina, na ireo vongana roa eo ambanin'ny filahiana, 4 Bongabe. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3. a.: Anarana iantsoana ny sakoivy raha mbola tsy miofo ho voangory (amin'ny foko sasany). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0261