Dikan'ny teny : boeriboerehina

Hampiditra dikany hafa
(boeriboerika) mt. ih, (boeriboereho): A-naovana boeriboerika, itenenana teny misafotofoto sy miradarada ary mikorontana; enti-milaza izay olona mahatezitra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0077