Dikan'ny teny : bobongolo

Hampiditra dikany hafa
a.: Zavatra miendri-kolatra madinika mandroadroatra mipetaka amin' ny zavatra nipetraka maharitra tamin'ny mando: Azon' ny bobongolo ny kiraroko nipetraka herinandro tao anjoron-trano tao. • p. t,: Mihintsana be ihany fa efa lo, simba, lomorina: Fanaka bobongolo no hita tao an'efitrano made. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0097