Dikan'ny teny : boboboboina
Hampiditra dikany hafa
(bobobobo) mt. ih. (boboboboy): Asitrika ao anaty rano. • Atao mibobobobo, izany hoe ampanenoina mba hanome feo migoboka sesilany: Boboboboy ny anjombona sao tsy mahare ny er? an-dafin-drano.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha