Dikan'ny teny : bilabila

Hampiditra dikany hafa
p. t.: Tsy mahitsy mitapatapaka, toy ny tsipika ahitana ny tselatra eny amin' ny habakabaka na ny sarin' ny tongotr'olona iray bingo mihazakazaka. - t.i.f.: Mambilabila, fambilabila, mpambilabila / ambilabilana, fambilabilana / mibilabila, fibilabila, mpibilabila / ibilabilana, fibilabilana / mahabilabila / mikobilabila. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0592