Dikan'ny teny : betroka
Hampiditra dikany hafa
a.: Fanabontsinana nY tena, na noho ny avonavona na noho ny hatezerana, toy ny fanaon'ny tanalahy mainbontsina ny vozony rehefa ilay tezitra vonon-kiady iny izy. • H. i.: Rahona, fandrahonana. - t.i.f.: Abetroka, tafabetroka 1 mibetroka, fibetroka, mpibetroka 1 ibetrohana, fibetrohana 1 betrobetroka. - F.-p.: Mamaky betroka: mampangaihay, mahakepoka, mamolaka avonavon'olona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha