Dikan'ny teny : beroka
Hampiditra dikany hafa
a: Teny tsy mazava, tsy fantatra fa miboredika toa mitabataba fotsiny. - t.i.f.: Berohina I miberoka, fiberoka, mpiberoka 1 iberohana, fiberohana 1 mahaberoka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha