Dikan'ny teny : batraka
Hampiditra dikany hafa
Batrabatraka p. t.: Enti-milaza tsihy na sobika vaventy rary satria lehibe nt' zozoro na ny herana nanan-van azy ka manjary mahalana be masomasony ilay izy: Tsihy batrabatraka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha