Dikan'ny teny : baribariàna

Hampiditra dikany hafa
p. t.: Tsy mbola mandroso amin'ny fombampiainana ambony, tsy mahalala fomba: Raha tsy otona baribariàna ka hanao ny tongotra eny ambony fiankinana amin'ny seza! • Masiaka sy tsy mamindra fo: Olona baribariàna no nahavita izao uonoana mahatsirauina izao. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0918