Dikan'ny teny : bangoina

Hampiditra dikany hafa
(bango) mt. ih. (ban-goy): Raotina dia randranina: Mba bangoy ny vobonao, ry Ketaka, uao miantsena! Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0071