Dikan'ny teny : bandrinina

Hampiditra dikany hafa
(bandrina) mt. ih. (bandriho): Jerena amin'ny maso mivontirika mivandravandra mahatahotra: Andeha isika handeha fa tsy tiako ny hobandrinin'ir? olona toa adula toa inona Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0071