Dikan'ny teny : bandrina

Hampiditra dikany hafa
a.: Fifan tohan'ny maso mafy eo am-pijerena; fijery maherihery toy ny misy hatezerana na indraika kosa alahelo. i t. f, f.: Bandrinina, abandrina / mibandrina, fibandrina, mpibandrina / ibandrinana, fibandrinana 1 mahabandrina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0588