Dikan'ny teny : balelaka
Hampiditra dikany hafa
p. t.: Be vava, mivelatra ny vavany nefa marivo aty: Tsy mahalany firy ny harona balelaka. • Misokatra be (fiteny amin'ny vozon'akanjo, maso): Batela-bozona be ilay akanjonao maitsomaitao. / Balela-maso id zaza - t.i.f.: Mibalelaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha