Dikan'ny teny : balady
Hampiditra dikany hafa
p. t.: Haingam-pandeha (mitovy hevitra amin'ny ma-lady ihany, saingy fahita indrindra amin'ny angano) Tongo-balady: tongotry ny bonia amin'ny angano, izay faingam-pandeha izaitsizy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha