Dikan'ny teny : bakaka
Hampiditra dikany hafa
1.
p. t.: Enti-milaza nify mielanelana be toy ny banga. • H. i,: Entina ilazana koa ny rary be maso tsy mikatona tsara: Tsy tiako ity tsihy ity fa bakaka be ohatra ny inona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(Ski) a: Anaran'ahitra lehibe izay mety hahatratra hatramin'ny roa na telo metatra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha