Dikan'ny teny : baibona

Hampiditra dikany hafa
1. a.: Tendron'ny vy solom-pantsika anakambanana takela-by na hazo, izay pohina mafy mba tsy ho afa-mitsoaka. --( ? F,-p.: Vono baibona: famonoana tsy ho hita ireo tendron'ny vy anakambanana takela-by na hazo. / Vita vono baibona: vita mafy tsara, mats paika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. a,: Ny sofin'ny riandriana roa havia sy havanana ka ny iray somary vorivory, ny iray fisaka ny tampons. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0694