Dikan'ny teny : baibay
Hampiditra dikany hafa
a.: Levilevy sy anatra atao amim-pahatezerana, fitenenana arahin-tsamonina tsy misy fiatoana. ΒΆ M. h.: Bedibedy, gedrigedry. - t.i.f.: Baibaizina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha