Dikan'ny teny : bafoka
Hampiditra dikany hafa
ft.: Enti-milaza fijanonana am-pandriana, fahalainana miarina noho ny hakamoana. - t.i.f.: Abafoka 1 mibafoka, fibafoka, mpibafoka 1 ibafohana, fibafohana 1 bafobafoka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha