Dikan'ny teny : badony

Hampiditra dikany hafa
Badobadony p. t.: Tsara bika, tsy lava tsy fohy, tsy vaventy tsy manify, fa mifanao ara-keviny ny toetoe-batany rehetra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.007