Dikan'ny teny : badoina

Hampiditra dikany hafa
(bado) mt. ih (bado y): Ambakaina, fitahina amin-kafetsena: Tsy azonao badoina aho fa mba manana ny sain-keliko. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0092