Dikan'ny teny : baboina

Hampiditra dikany hafa
(babo) mt. ih. (baboy); Atao sambobelona, atao babo: Tafondro roa no nobaboin'ny fahavalo. 1 Robaina, angalarina: Nobaboin' ny jiolahy daholo ny entana tao ambany rihana. ? Hosena, alaina ho onitra: Hobaboin'ny fanjakana ny fananany fa namadika tanindrazana izy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1694