Dikan'ny teny : babangoana
Hampiditra dikany hafa
p. t.: Foana tsY misy na inona na inona ao anatiny; nalana daholo ny fa-naira aman'entana tao anatiny: Nony lasa ianareo, dia efitrano babangoana sisa nitahiry ny fahatsiarouana anareo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha