Dikan'ny teny : azafo
Hampiditra dikany hafa
(Tan.) na Tsinkafonkafona a.: Zavamaniry famonoana voalavo; totoina rehefa maina, dia afangaro amin'ny lafarinina (Pistia stratiotes).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha