Dikan'ny teny : avrily
Hampiditra dikany hafa
(fr. avril), na Aprily (angl. april) a.: Volana fahefatra amin'ny taona araka ny kalandrie vahiny izay arahina saika hatraiza hatraiza ankehitriny; misy andro telopolo ny volana avrily. (Raha samy haka anarana avy amin' ny teny vahiny ihany, tsy aleo ve ilay mifanakaiky amin'ny mahazatra no raisina?).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha