Dikan'ny teny : avezina

Hampiditra dikany hafa
(vezina) mt. at. (avezèno): Aràna, averina amin' ny toerany teo aloha indray: Avezin'ny rivotra miankauia miankauanana ny zozoro. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0082