Dikan'ny teny : avarina
Hampiditra dikany hafa
(varina) mt. at. (auarino): Azera, atsingidina, avalangitrika: Tsy tratra navarin'ilaY mpangalatra tany ankady ireo entana nangalariny. 1 Aidina, aongana: Navarina kilasy ilay miaramila nahavita hadisoana 1 Ampidinina, alefa: Firy ny omby navarinao tany Toamasina?
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha