Dikan'ny teny : atsingoloka
Hampiditra dikany hafa
(tsingoloka) mt. at. (atsingolàhy): Atsimbadika ka ny loha no atao ambany, atotongana: Aza atsingoloka ny fitoeran-dranomainty.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha