Dikan'ny teny : atsingerina
Hampiditra dikany hafa
(tsingerina) mt, at (atsingereno): Averina, enti na miverina: Natsingerin'Ibalita ny omby. tr Averina, lazaina fanindroany: Natsingeriny ny teniny vao azoko.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha