Dikan'ny teny : atsilany
Hampiditra dikany hafa
(tsilany) mt; cit. (atsilaneso): Ampandrina ka ny lamosina no atao ambany, ny maso miandrandra ambony: Atsiianeso io zaza io. ? Apetraka ka ny vavany atao ambony: Tsy tokony hahohoka io viiany io fa hatsilany,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha