Dikan'ny teny : atriatry
Hampiditra dikany hafa
p, t.: Tanora vantobantony lehibe tsy kely, salasala. Amin'ny hevitra an' ohatra, dia azo raisin hoe "Tsy ambony tsy ambany", nahatonga ilay fitenenana hoe "Atriatry ohatra ny traingon'alika" mitovy amin' ny hoe "Basin'ariary fito: tsy tian'ny mpanana arY tsY takatry ny malahelo".
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha