Dikan'ny teny : atofatofa

Hampiditra dikany hafa
(tofatofa) mt. at. (atofatofao): Ahetsiketsika, ahofahofa (enti-milaza ny ta-ho tsofin'ny rivotra na ny volon-doha mitopatopa raha mihazakazaka). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0078