Dikan'ny teny : atehaka
Hampiditra dikany hafa
(tehaka) mt, fit. (atehafo): Itehafana, ampiasaina mba hitehafana: Tanana anankiroa vao azo atehaka fa tsy tanana tokana monja ak.ory.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha