Dikan'ny teny : atalapetraka
Hampiditra dikany hafa
(talapetraka) mt. at. (atalapetraho): Asaina mitalapetraka, mipetraka ka ny tongotra mifanapaka sy mifanindry eo anoloana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha