Dikan'ny teny : aspirà

Hampiditra dikany hafa
(fr. aspirant) a.: Ambaratongam-pahamboniana na gradin'ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan'ny Solietnà izay amboniny sy ny Adjidà-Sefo ambaniny, mitovy laharana amin'ny Aspirà ihany koa amin'ny tafika an-dranomasina ambanin'ny Enseigne de vaisseau kilasy faharoa sy ny Maftre voalohany (j'en Grady). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0073