Dikan'ny teny : asongona

Hampiditra dikany hafa
(songona) mt. at. (asongony): Omena amboniny amin'ny omena ny hafa: Roapolo monta ve no asongonao ny karamako amin'ny an-dRakoto nefa nanan-tombo telo andro ny andro niasako. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0113