Dikan'ny teny : asisa
Hampiditra dikany hafa
(sisa) mt, at, (asisao): A-melana sisa, asiana sisa: Asisao ho an-jandrinao ny varinao, anaka, fa tsy misy vary intsony ao am-bilany .
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha