Dikan'ny teny : asetra

Hampiditra dikany hafa
(setra) mt. fit. (asetrao): Entina manohitra, manohana: Inona no hasetrantsika ny fanafihan'ny fahavalo? Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0065