Dikan'ny teny : asavily
Hampiditra dikany hafa
(savily) mt. at. (asavilio): AkiviHvily: Asaviliny ny sandriny rehefa mandeha 1 Atsipy: Asavilio ny antsamotady. ~ Atolaka: Aza asavilinao aty aminay ny fitenenana
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha