Dikan'ny teny : asasy

Hampiditra dikany hafa
(sasy) mt. at. (asasio): Atao sasy, atao fiteny na filatron-kira mialoha: Feon-jauamaneno mahafinaritra no nasasiny ny fampisehoana Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067