Dikan'ny teny : asantatra
Hampiditra dikany hafa
(santatra) mt. at. (asantaro): Enti-milaza izay a-tao santatra: Fiaraha-miala hetaheta no nasantatra ny fiaraha-miasa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha