Dikan'ny teny : asampotina
Hampiditra dikany hafa
(sampotina) mt at. (asampoteno): Asafotofoto, asaritaka, asangodina atambolina: Nasampotin'ny rano mitety namana ilay botry.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha