Dikan'ny teny : asampona

Hampiditra dikany hafa
(sampona) mt. fit. (asampony): Entina manampontsampotsana, manakana: Zavatra tsy nampoizina no nasampon'ny lahatra ny fikasany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068