Dikan'ny teny : asabodika
Hampiditra dikany hafa
(sabodika) mt. at. (asabodeho): Asaritaka, akorontana mba hampifamadika sy hampifandiso izay te-na izy sy ny marina: Aza asabodika ny teninao fa tsy hita intsony izay tenu mari-na.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha